|
|
|
|

Entry1  mitovy saranga
Elementary words  2  mitovy, 3  saranga
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1]
Explanations in English  6  of equal rank [1.7]
Explanations in French  7  de rang égal [1.8]

Updated on 2025/09/12